FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 28:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “‘Amin’ny andron’ny voaloham-bokatra,+ izany hoe amin’ny fetin’ireo herinandro,+ rehefa manolotra fanatitra varimbazaha vaovao ho an’i Jehovah ianareo,+ dia tokony hanao fivoriambe masina. Aza manao asa mafy, na inona izany na inona.+ 27 Ireto no hatolotrareo ho fanatitra dorana, mba ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah: Vantotr’ombilahy roa, sy ondrilahy iray, ary ondrilahy kely fito izay herintaona avy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara