-
Levitikosy 23:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ary izao no atolory miaraka amin’ny mofo: Ondrilahy kely fito tsy misy kilema sady herintaona avy, sy vantotr’ombilahy iray, ary ondrilahy roa.+ Ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah ireo, miaraka amin’ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra zava-pisotro tokony hiaraka aminy. Ho fanatitra atao anaty afo ireo, mba ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah.
-