-
Nomery 35:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ataovy 1 000 hakiho* miala avy eo amin’ny manda manodidina ny tanàna ny kijana homenareo ny Levita.
-
-
Deoteronomia 18:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “Tsy homena anjara na lova eo amin’ny Israely ny Levita mpisorona, sy ny fokon’i Levy manontolo mihitsy. Ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah no hohaniny, fa izany no lovany.+
-