-
Asan’ny Apostoly 7:51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
51 “Ry olona mafy loha, sady tsy voafora fo sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary toy ny nataon’ny razambenareo ihany no ataonareo.+
-