-
Nomery 34:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nomen’i Mosesy toromarika àry ny Israelita hoe: “Io ilay tany hozarainareo ho fanananareo, ka hatao antsapaka ny fizarana azy,+ araka ilay didy nomen’i Jehovah hoe homena ny foko sivy sy sasany io tany io.
-
-
Josoa 18:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia izao no ataonareo: Ataovy sary ilay tany dia zarao fito. Ary ento atỳ amiko izany, ka eto aho no hanao antsapaka+ ho anareo, eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitsika.
-