FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 “‘“Izaho Jehovah no efa niteny. Izao no hataoko amin’io vahoaka ratsy fanahy mitambatra hanohitra ahy io: Atỳ amin’ity tany efitra ity izy ireo no ho ripaka tanteraka, ary atỳ izy ireo no ho faty.+

  • Nomery 16:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary i Kora,+ zanak’i Jizara,+ zanak’i Kehata,+ zanak’i Levy,+ dia niray tetika tamin’i Datana sy Abirama, zanak’i Eliaba,+ ary Ona zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena.+ 2 Nanohitra an’i Mosesy izy ireo, niaraka tamin’ny lehilahy israelita 250. Mpiadidy vahoaka daholo ireo lehilahy ireo, ary solontenan’ny fiangonana sady olona ambony.

  • Nomery 16:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary efa novorin’i Kora teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny mpanohana azy,+ mba hanohitra azy roa lahy. Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+

  • Nomery 16:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Avy eo dia nisy afo nalefan’i Jehovah+ ka nandevona an’ireo 250 lahy nanatitra emboka manitra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara