Nomery 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Atỳ amin’ity tany efitra ity ny fatinareo no hiampatrampatra’,+ dia ianareo rehetra voasoratra anarana, izay 20 taona no ho miakatra, ka nimenomenona tamiko.+ Hebreo 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Iza koa no naharikoriko an’Andriamanitra nandritra ny 40 taona?+ Tsy izay nanota ve ka niampatrampatra tany an-tany efitra ny fatiny?+
29 Atỳ amin’ity tany efitra ity ny fatinareo no hiampatrampatra’,+ dia ianareo rehetra voasoratra anarana, izay 20 taona no ho miakatra, ka nimenomenona tamiko.+
17 Iza koa no naharikoriko an’Andriamanitra nandritra ny 40 taona?+ Tsy izay nanota ve ka niampatrampatra tany an-tany efitra ny fatiny?+