28 Tendreo hisolo anao i Josoa+ ka ampaherezo sy hatanjaho, satria izy no hitarika an’ity vahoaka ity ho any amin’ilay tany,+ amin’izay izy ireo ho afaka handova azy io.’
14 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Tsy ho ela dia ho faty ianao.+ Koa antsoy i Josoa, dia mandehana* ao amin’ny tranolay fihaonana ianareo fa hanendry azy aho.”+ Dia nandeha nankao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy sy Josoa.