FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levy,+ araka ny taranany avy: Gersona sy Kehata ary Merary.+ Ary 137 taona ny andro niainan’i Levy.

  • Nomery 26:57
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Ireto avy no voasoratra anarana tamin’ny Levita,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Gersona ny Gersonita, avy tamin’i Kehata+ ny Kehatita, ary avy tamin’i Merary ny Merarita.

  • 1 Tantara 23:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nalamin’i* Davida ho fizarana maromaro+ izy ireo, arakaraka izay niaviany amin’ireto zanak’i Levy ireto: I Gersona sy Kehata ary Merary.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara