FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 19:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Fa raha misy kosa nankahala olona+ ary efa nandrasany ilay olona dia noratrainy ka maty, ary avy eo izy nandositra tany amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo, 12 dia hampiantso azy avy any ny anti-panahy ao an-tanànany, ka hanolotra azy eo am-pelatanan’ny mpamaly ra, dia tsy maintsy hovonoina ho faty izy.+

  • Josoa 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Raha enjehin’ny mpamaly ra izy, dia tsy hatolotr’izy ireo eo an-tanany. Tsy nampoiziny* mantsy hoe hahafaty an’ilay olona izy, sady tsy nankahala azy koa izy talohan’izay.+

  • Josoa 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ireo tanàna ireo no nofidina ho an’ny Israelita rehetra sy ho an’ny vahiny nonina teo amin’izy ireo, mba ho afaka handositra any izay nahafaty olona tsy nahy.+ Amin’izay izy dia tsy ho faty novonoin’ny mpamaly ra, alohan’ny hitsarana azy eo anatrehan’ny vahoaka.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara