FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 7:13-17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ny fanatitra nataony dia vilia volafotsy iray milanja 130 sekely,* sy vilia baolina volafotsy iray milanja 70 sekely, araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina,*+ ary samy feno lafarinina tsara toto nafangaro menaka ireo vilia ireo, mba hatao fanatitra varimbazaha;+ 14 kaopy* volamena iray milanja 10 sekely feno emboka manitra; 15 vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy iray ary ondrilahy kely iray tsy mihoatra ny herintaona, hatao fanatitra dorana;+ 16 zanak’osy iray hatao fanatitra noho ny ota;+ 17 ary omby roa sy ondrilahy dimy sy osilahy dimy ary ondrilahy kely dimy izay herintaona avy, hatao sorona iombonana.+ Ireo no fanatitr’i Nasona zanak’i Aminadaba.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara