FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 33:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Vao tafiditra tao amin’ilay tranolay i Mosesy, dia nidina ny andry rahona+ ka nijanona teo amin’ny fidirana amin’ilay tranolay raha mbola niresaka tamin’i Mosesy Andriamanitra.+

  • Nomery 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa hidina aho+ ka hiresaka aminao eo.+ Ary hangalako ny fanahy+ ao aminao ka hataoko ao amin-dry zareo. Dia hanampy anao hitondra ny vahoaka ry zareo, amin’izay tsy ianao irery no hitondra an’izany enta-mavesatra izany.+

  • Nomery 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Miresaka mivantana aminy mihitsy aho,+ sady miresaka mazava tsara, fa tsy mampiasa teny saro-pantarina. Ny endrik’i Jehovah mihitsy no hitany. Koa nahoana ianareo no tsy natahotra hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara