FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 3:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 “Alaivo ny Levita mba ho solon’ny lahimatoa rehetra amin’ny Israelita, ary ny biby fiompin’ny Levita ho solon’ny biby fiompin’izy ireo. Dia ho ahy ny Levita. Izaho no Jehovah.

  • Nomery 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Angaha tsy misy dikany aminareo ilay ianareo navahan’ilay Andriamanitry ny Israely tamin’ny vahoakan’Israely?+ Dia navelany hanatona azy ianareo mba hanompo ao amin’ny tranolain’i Jehovah, sy hijoro eo anatrehan’ny vahoaka mba hanompo azy ireo!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara