-
Nomery 13:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Niverina tany amin’i Mosesy sy Arona ary ny vahoakan’Israely manontolo izy ireo, tany an-tany efitr’i Parana any Kadesy.+ Nanao tatitra tamin’ny vahoaka manontolo izy ireo, sady nampiseho azy ny vokatr’ilay tany.
-
-
Deoteronomia 1:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
1 Ireto ny tenin’i Mosesy tamin’ny Israely rehetra tao amin’ny faritr’i Jordana, tany an-tany efitra, teny amin’ny lemaka karakaina tandrifin’i Sofa, anelanelan’i Parana, Tofela, Labana, Hazerota, ary Dizahaba. 2 Lalana 11 andro avy any Horeba ny mankany Kadesi-barnea,+ raha any an-tendrombohitra Seira no lalana.
-