Nomery 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia niainga ny Israelita ka niala tany an-tany efitr’i Sinay. Nanaraka tsara an’ilay filaharana efa napetraka izy ireo rehefa niainga.+ Ary nijanona tany an-tany efitr’i Parana+ ilay rahona.
12 Dia niainga ny Israelita ka niala tany an-tany efitr’i Sinay. Nanaraka tsara an’ilay filaharana efa napetraka izy ireo rehefa niainga.+ Ary nijanona tany an-tany efitr’i Parana+ ilay rahona.