-
Nomery 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo.
-
-
Nomery 1:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Pagiela+ zanak’i Okrana no avy amin’i Asera;
-
-
Nomery 2:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Ny fokon’i Asera no hitoby eo akaikiny, ka i Pagiela+ zanak’i Okrana no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Asera,
-