Nomery 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy i Josoa+ zanak’i Nona, mpanompon’i Mosesy efa hatramin’izy mbola tanora: “Ry Mosesy tompoko ô, sakano ry zareo!”+ Nomery 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ireo no anaran’ny lehilahy nirahin’i Mosesy hitsikilo an’ilay tany. Ary nantsoin’i Mosesy hoe Josoa*+ i Hosea zanak’i Nona. Nomery 14:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy hisy aminareo na iray aza hiditra ao amin’ilay tany nianianako* hoe hipetrahanareo,+ afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+ Nomery 34:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Ireto no anaran’ny lehilahy hizara an’ilay tany ho fanananareo: Eleazara+ mpisorona sy Josoa+ zanak’i Nona.
28 Dia hoy i Josoa+ zanak’i Nona, mpanompon’i Mosesy efa hatramin’izy mbola tanora: “Ry Mosesy tompoko ô, sakano ry zareo!”+
16 Ireo no anaran’ny lehilahy nirahin’i Mosesy hitsikilo an’ilay tany. Ary nantsoin’i Mosesy hoe Josoa*+ i Hosea zanak’i Nona.
30 Tsy hisy aminareo na iray aza hiditra ao amin’ilay tany nianianako* hoe hipetrahanareo,+ afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+
17 “Ireto no anaran’ny lehilahy hizara an’ilay tany ho fanananareo: Eleazara+ mpisorona sy Josoa+ zanak’i Nona.