FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Naka tanàna voaro mafy izy ireo,+ ary nahazo tany lonaka+ sy trano feno zavatra tsara isan-karazany. Lasan’izy ireo koa ny lavaka fanangonan-drano efa nohadina, ny tanimboaloboka, ny sahan’oliva,+ ary ny hazo fihinam-boa be dia be. Dia nihinana izy ireo ka voky ary nihanatavy, sady faly erỳ satria tena tsara toetra taminy ianao.

  • Ezekiela 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’izay andro izay, dia nianiana aho fa hamoaka azy avy any Ejipta, mba hitondra azy any amin’ilay tany efa nofidiko* homena azy ireo, dia tany tondra-dronono sy tantely.+ Io no tsara tarehy indrindra amin’ny* tany rehetra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara