FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Kaleba+ zanak’i Jefone no avy amin’ny fokon’i Joda;

  • Nomery 13:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ireo no anaran’ny lehilahy nirahin’i Mosesy hitsikilo an’ilay tany. Ary nantsoin’i Mosesy hoe Josoa*+ i Hosea zanak’i Nona.

  • Nomery 14:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tsy hisy aminareo na iray aza hiditra ao amin’ilay tany nianianako* hoe hipetrahanareo,+ afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara