FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary tendreo hanao ny asan’ny mpisorona+ i Arona sy ny zanany lahy. Hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manakaiky ny toerana masina.”+

  • Nomery 3:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 I Mosesy, miaraka amin’i Arona sy ny zanany lahy, no nitoby teo alohan’ny tranolay, teo atsinanana, izany hoe teo anoloan’ny tranolay fihaonana, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro. Andraikitr’izy ireo ny nikarakara ny toerana masina, ary nanao an’izany izy ireo ho solon’ny Israelita. Hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manakaiky ny toerana masina.+

  • Nomery 16:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 “Mialà eo amin’io vahoaka io, fa haringako ao anatin’ny indray mipy maso ireo.”+ Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara