21 “Mialà eo amin’ireo olona ireo, fa haringako ao anatin’ny indray mipy maso ireo!”+ 22 Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy ka niteny hoe: “Andriamanitra ô! Ianao no Andriamanitra manome aina ny olona rehetra.+ Olona iray ve no nanota dia tezitra amin’ny vahoaka manontolo ianao?”+