-
Eksodosy 7:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Samy nanipy ny tehiny izy ireo, ary lasa bibilava ngezabe daholo ireny. Natelin’ny tehin’i Arona anefa ny tehin’izy ireo.
-
-
Eksodosy 7:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Teneno i Arona hoe: ‘Raiso ny tehinao ka atsory eo ambonin’ny ranon’i Ejipta,+ dia ny reniranony, sy ny lakandranony,* sy ny honahona ao aminy,+ ary ny fitoeran-drano rehetra ao aminy, mba ho lasa ra ireny.’ Dia ho feno ra eran’i Ejipta, na dia any anaty fitoeran-drano vita amin’ny hazo sy vato aza.”
-