FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia niteny tamin’i Mosesy izy ireo hoe: “Tsy misy toeram-pandevenana angaha any Ejipta no nentinao ho faty atỳ an-tany efitra atỳ izahay?+ Fa inona ity nataonao taminay? Fa maninona no nentinao nivoaka avy tany Ejipta izahay?

  • Eksodosy 15:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Koa nanomboka nimenomenona tamin’i Mosesy+ ny vahoaka, ka niteny hoe: “Dia inona no hosotroinay?”

  • Nomery 16:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ianao aza efa nitondra anay niala tany amin’ny tany tondra-dronono sy tantely mba hahafaty anay atỳ an-tany efitra atỳ!+ Angaha tsy ampy anao izany no mbola mitady hanjakazaka aminay* koa ianao?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara