FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 22:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia tonga tany amin’i Balama ireo ka nilaza hoe: “Niteny i Balaka zanak’i Zipora hoe: ‘Mba aza avela hisy zavatra hanakantsakana anao tsy ho tonga atỳ amiko re e! 17 Fa homeko voninahitra miavaka be ianao, dia hataoko daholo izay asainao ataoko. Koa mba tongava re atỳ dia ozòny io vahoaka io e!’”

  • Nomery 24:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia tezitra be tamin’i Balama i Balaka. Sady tezitra izy no nitehaka, dia niteny tamin’i Balama hoe: “Ny hanozona ny fahavaloko no niantsoako anao,+ nefa vao mainka ianao nitso-drano azy intelo be izao. 11 Mandehana mody izao dia izao! Nieritreritra aho hoe homeko voninahitra miavaka be ianao,+ nefa nosakanan’i Jehovah tsy hahazo an’izany.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara