Nomery 31:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ireo ihany anefa no nitaona ny Israelita hivadika+ tamin’i Jehovah mba hanompo an’i Balan’i Peora,+ rehefa nampirisihin’i Balama, ka namely ny vahoakan’i Jehovah ny loza.+ 1 Korintianina 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Ireto anefa misy zavatra vitsivitsy anomezako tsiny anao: Misy olona mifikitra amin’ny fampianaran’i Balama+ ao aminao. Nampianatra an’i Balaka+ hitaona ny zanak’Israely hanota* i Balama, izany hoe hihinana zavatra natao sorona ho an’ny sampy sy hijangajanga.*+
16 Ireo ihany anefa no nitaona ny Israelita hivadika+ tamin’i Jehovah mba hanompo an’i Balan’i Peora,+ rehefa nampirisihin’i Balama, ka namely ny vahoakan’i Jehovah ny loza.+
14 “‘Ireto anefa misy zavatra vitsivitsy anomezako tsiny anao: Misy olona mifikitra amin’ny fampianaran’i Balama+ ao aminao. Nampianatra an’i Balaka+ hitaona ny zanak’Israely hanota* i Balama, izany hoe hihinana zavatra natao sorona ho an’ny sampy sy hijangajanga.*+