16 Ireo ihany anefa no nitaona ny Israelita hivadika+ tamin’i Jehovah mba hanompo an’i Balan’i Peora,+ rehefa nampirisihin’i Balama, ka namely ny vahoakan’i Jehovah ny loza.+
11 Voa mafy izy ireny fa nanao hoatran’i Kaina,+ sady maimay hanao zavatra tsy mety toy ny nataon’i Balama+ mba hahazoana valisoa. Nanakiana an’izay manana fahefana ireny,+ toy ny nataon’i Kora,+ ka ho ringana koa.