-
Genesisy 38:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Tany no nahitan’i Joda ny zanakavavin’i Soa, lehilahy kananita.+ Dia nanambady an’ilay vehivavy i Joda ka nanao firaisana taminy.
-
-
Genesisy 38:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Dia nojeren’i Joda tsara ireo, ka hoy izy: “Marina ny azy fa izaho no diso. Tsy nomeko ho vadin’i Sela zanako lahy+ mantsy izy.” Taorian’izay, dia tsy nanao firaisana taminy intsony i Joda.
-
-
1 Tantara 4:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ny zanakalahin’i Sela+ zanak’i Joda, dia i Era rain’i Leka, Lada rain’i Maresa, ireo fianakavian’ny mpanenona lamba tena tsara avy amin’ny ankohonan’i Asbea,
-