Nehemia 9:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nataonao resin’ny fahavalony ry zareo+ ka nampijalijaliny foana.+ Nitaraina mafy taminao anefa ry zareo rehefa nijaly, ary henonao avy any an-danitra izany. Nandefa olona hamonjy azy tamin’ny fahavalony àry ianao satria tena mamindra fo.+
27 Dia nataonao resin’ny fahavalony ry zareo+ ka nampijalijaliny foana.+ Nitaraina mafy taminao anefa ry zareo rehefa nijaly, ary henonao avy any an-danitra izany. Nandefa olona hamonjy azy tamin’ny fahavalony àry ianao satria tena mamindra fo.+