Mpitsara 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah, ka navelany handroba azy ireo ny mpandroba.+ Navelany ho resin’ny fahavalo manodidina azy koa izy ireo,+ ka tsy nahavita nanohitra an’ireny intsony.+
14 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah, ka navelany handroba azy ireo ny mpandroba.+ Navelany ho resin’ny fahavalo manodidina azy koa izy ireo,+ ka tsy nahavita nanohitra an’ireny intsony.+