- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 13:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
4 Nitalaho famindram-po tamin’i* Jehovah i Joahaza, tatỳ aoriana. Dia nihaino azy i Jehovah, satria hitany hoe nampahorin’ny mpanjakan’i Syria ny Israely.+ 5 Nomen’i Jehovah mpamonjy àry ny Israely+ mba hanafaka azy ireo teo ambany fahefan’i Syria. Dia afaka nipetraka tao an-tranony toy ny teo aloha* indray ny Israelita.
 
 -