FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Rehefa mitranga aminao daholo ireo zavatra voalaza rehetra ireo any aoriana any ka mafy be ny mahazo anao, dia hiverina amin’i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hihaino ny feony.+

  • Mpitsara 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah ny Israelita+ hoe: “Efa nanota taminao izahay ry Andriamanitray ô, satria niala taminao izahay ka nanompo an’ireo Bala.”+

  • Mpitsara 10:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hoy anefa ny Israelita tamin’i Jehovah: “Efa nanota izahay, ka ataovy aminay izay hitanao fa mety. Fa mba vonjeo re izahay amin’ity indray mandeha ity fotsiny e!”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara