-
Deoteronomia 31:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia nosoratan’i Mosesy tamin’iny andro iny ihany àry ilay hira, ka nampianariny an’ireo Israelita.
23 Nanendry an’i Josoa+ zanak’i Nona izy* avy eo sady niteny hoe: “Manàna herim-po ary mahereza,+ fa ianao no hitarika ny Israelita hiditra ao amin’ilay tany nianianako tamin’izy ireo,+ ary hanampy anao foana aho.”
-