FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 18:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Taorian’izay, dia natsangan’ny Danita teo amin’ny toerana iray ilay sary sokitra+ mba hivavahana. Ary lasa mpisorona ho an’ny fokon’ny Danita i Jonatana+ zanak’i Gersoma,+ zanak’i Mosesy, sy ny taranany, mandra-pahatongan’ny andro nanaovana sesitany ny mponin’ilay tany.

  • 2 Mpanjaka 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema+ izy. Hefziba no anaran-dreniny.

  • 2 Mpanjaka 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Napetrany tao amin’ilay trano ilay sary sokitra nataony, izany hoe ilay tsato-kazo masina.*+ Io trano io anefa ilay efa notenenin’i Jehovah tamin’i Davida sy Solomona zanany hoe: “Ato amin’ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko tamin’ny tanànan’ny foko rehetra teo amin’ny Israely, no hametrahako foana ny anarako.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara