Josoa 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nomeko tany tsy nisasaranareo sy tanàna tsy naorinareo ianareo,+ ka nanorim-ponenana tao amin’ireny. Ary nihinana vokatra avy tamin’ny tanimboaloboka sy sahan’oliva tsy nambolenareo ianareo.’+ Salamo 105:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Nomeny azy ireo ny tanin’ireo firenena;+Nandova an’izay nisasaran’ny firenen-kafa izy ireo,+
13 Dia nomeko tany tsy nisasaranareo sy tanàna tsy naorinareo ianareo,+ ka nanorim-ponenana tao amin’ireny. Ary nihinana vokatra avy tamin’ny tanimboaloboka sy sahan’oliva tsy nambolenareo ianareo.’+