FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:39-45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Dia nalahelo be ny Israelita rehetra rehefa nilazan’i Mosesy an’izany teny izany. 40 Nifoha maraina koa izy ireo ny ampitson’iny, ka nitady hiakatra teny an-tampon-tendrombohitra, sady niteny hoe: “Efa nanota izahay. Koa ireto izahay vonona hiakatra any amin’ilay toerana nolazain’i Jehovah.”+ 41 Hoy anefa i Mosesy: “Fa maninona ianareo no mandika ny didin’i Jehovah? Tsy hahomby izany ataonareo izany! 42 Aza miakatra any fa tsy hanampy anareo i Jehovah. Ho resin’ny fahavalonareo any ianareo.+ 43 Fa ho avy hiady aminareo ny Amalekita sy ny Kananita,+ ka ho fatin’ny sabatra ianareo. Tsy nankatò an’i Jehovah intsony mantsy ianareo, ka tsy hanampy anareo i Jehovah.”+

      44 Mbola sahisahy ratsy ihany anefa izy ireo ka niakatra teny an-tampon-tendrombohitra.+ Tsy niala teo an-toby kosa i Mosesy sy ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah.+ 45 Dia nidina ny Amalekita sy ny Kananita nipetraka teo amin’ilay tendrombohitra, ka namely sy nanaparitaka azy ireo hatrany Horma.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara