FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tonga tany an-tany efitr’i Sinay ny Israelita ny androtr’iny, tamin’ny volana fahatelo, taorian’ny nialany tany Ejipta.

  • Nomery 10:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tamin’ny andro faha-20 tamin’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa,+ dia niakatra ny rahona ka niala teo amin’ny tranolay+ misy ny Tenin’ny Vavolombelona. 12 Dia niainga ny Israelita ka niala tany an-tany efitr’i Sinay. Nanaraka tsara an’ilay filaharana efa napetraka izy ireo rehefa niainga.+ Ary nijanona tany an-tany efitr’i Parana+ ilay rahona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara