FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 25:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha mendrika ny hokapohina ilay nanao ratsy,+ dia hasain’ny mpitsara matory mihohoka amin’ny tany izy, ary hokapohina eo anatrehany. Tokony ho arakaraka ny ratsy nataony ny isan’ny kapoka homena azy.

  • Ohabolana 10:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Milaza tenim-pahendrena ny molotry ny olona mahay mandinika,+

      Fa natao ho an’ny lamosin’ny tsy ampy saina* kosa ny tsorakazo.+

  • Ohabolana 19:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Didim-pitsarana no miandry ny mpanesoeso,+

      Ary hokapohina ny lamosin’ny tsisy saina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara