Joba 24:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Misy maka an-keriny eny an-tratran-dreniny ny kamboty ray;+Ary alaina ho antoka ny akanjon’ny mahantra,+10 Ka voatery mandehandeha mitanjaka tsy miakanjo izy ireo,Ary noana eny am-pitondrana salohim-bary.
9 Misy maka an-keriny eny an-tratran-dreniny ny kamboty ray;+Ary alaina ho antoka ny akanjon’ny mahantra,+10 Ka voatery mandehandeha mitanjaka tsy miakanjo izy ireo,Ary noana eny am-pitondrana salohim-bary.