FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Manendre mpitsara+ sy mpifehy ny foko tsirairay ao amin’ny tanàna* rehetra homen’i Jehovah Andriamanitrao anao. Ary hitsara araka ny rariny izy ireo.

  • Deoteronomia 17:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Raha misy raharaham-pitsarana sarotra loatra aminao ao amin’ny iray amin’ny tanànanao, na momba ny fandatsahan-dra+ izany, na fampakarana raharaha any amin’ny fitsarana, na herisetra, na fifandirana hafa, dia mandehana miakatra any amin’ilay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrao.+ 9 Mankanesa any amin’ny Levita mpisorona sy any amin’ilay mpitsara+ miasa amin’izany fotoana izany ka anontanio izy ireo, dia holazainy aminao ny didim-pitsarana.+

  • Deoteronomia 19:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha misy vavolombelona mitetika ny hanao ratsy ka miampanga olon-kafa hoe nanao ratsy,+ 17 dia hijoro eo anatrehan’i Jehovah izy roa lahy manana ady, izany hoe eo anatrehan’ny mpisorona sy ny mpitsara miasa amin’izany fotoana izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara