-
Eksodosy 23:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “Aza mamoaka didim-pitsarana tsy ara-drariny rehefa mitsara ny mahantra eo aminareo.+
-
-
2 Tantara 19:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia hoy izy tamin’ireo mpitsara: “Tandremo tsara izay ataonareo, satria tsy mitsara ho an’ny olona ianareo, fa ho an’i Jehovah. Ary manampy anareo izy rehefa mamoaka didim-pitsarana ianareo.+
-
-
Ohabolana 17:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Samy maharikoriko an’i Jehovah,
Na izay manafaka madiodio ny ratsy fanahy, na izay manameloka ny olo-marina.+
-