-
Deoteronomia 12:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Mandehana kosa any amin’izay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra mba hametrahana ny anarany sy honenany, dia any ianareo no hanompo azy.+ 6 Any ianareo no tokony hanatitra ny fanatitra dorana,+ ny sorona, ny ampahafolon-karena,+ ny fanomezana avy aminareo,+ ny fanatitra fanefana voady, ny fanatitra an-tsitrapo,+ ary ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinareo.+
-
-
Deoteronomia 14:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “Tsy maintsy manome ny ampahafolon’ny vokatra rehetra avy amin’ny voa nafafinao ianao, dia izay vokatry ny saha isan-taona.+
-