-
Malakia 3:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “Ho avy hitsara anareo aho, ka ho avy haingana hijoro ho vavolombelona hiampanga ny mpilalao ody,+ ny mpanitsakitsa-bady, ny olona mianiana lainga,+ ny mpanambaka an’izay mpiasa karamainy,+ ny mpanambaka mpitondratena sy kamboty ray,+ ary izay tsy mety manampy ny* hafa firenena.+ Tsy matahotra ahy ireny”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
-