Jeremia 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa hatsipiko hiala eto amin’ity tany ity ianareo, ka halefako any amin’ny tany tsy fantatrareo na ny razambenareo.+ Any ianareo no hanompo andriamani-kafa andro aman’alina,+ satria tsy hamindra fo aminareo aho.”’
13 Koa hatsipiko hiala eto amin’ity tany ity ianareo, ka halefako any amin’ny tany tsy fantatrareo na ny razambenareo.+ Any ianareo no hanompo andriamani-kafa andro aman’alina,+ satria tsy hamindra fo aminareo aho.”’