2 Tantara 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 dia hongotako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho hitan’ny masoko intsony, sady havelako hesoesoin’ny firenena rehetra* sy hataony fihomehezana.+ Jeremia 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Homeko ny fahavalonao ireny,Mba hoentiny any amin’ny tany tsy fantatrao.+ Fa nandrehitra afo ny fahatezerako,Ka mandoro anareo izany!”+ Jeremia 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hafoinao an-tsitrapo ny lova nomeko anao.+ Ary hasaiko manompo ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao,+Satria narehitrao toy ny afo ny fahatezerako.*+ Dia hirehitra mandrakizay izany.”
20 dia hongotako tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho hitan’ny masoko intsony, sady havelako hesoesoin’ny firenena rehetra* sy hataony fihomehezana.+
14 Homeko ny fahavalonao ireny,Mba hoentiny any amin’ny tany tsy fantatrao.+ Fa nandrehitra afo ny fahatezerako,Ka mandoro anareo izany!”+
4 Hafoinao an-tsitrapo ny lova nomeko anao.+ Ary hasaiko manompo ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao,+Satria narehitrao toy ny afo ny fahatezerako.*+ Dia hirehitra mandrakizay izany.”