27 Haparitak’i Jehovah any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ka ho vitsy kely sisa ianareo no ho velona,+ any amin’ireo firenena handefasan’i Jehovah anareo. 28 Hanompo andriamanitra vato aman-kazo nataon’olona ianareo any,+ dia andriamanitra tsy mahita na maheno na mihinana na mandre fofona.