FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 12:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ho lasa mpanompon’i Sisaka anefa izy ireo, mba hahafantaran’izy ireo fa tsy mitovy ny manompo ahy sy ny manompo ny mpanjakan’ny* firenen-kafa.”

      9 Dia niakatra nanafika an’i Jerosalema i Sisaka mpanjakan’i Ejipta. Nalainy ny zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’i Jehovah+ sy tao an-tranon’ny* mpanjaka. Lasany daholo ny zava-drehetra, anisan’izany ny ampinga volamena nataon’i Solomona.+

  • Jeremia 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa manontany izy ireo hoe: ‘Fa maninona i Jehovah Andriamanitsika no nanao an’izany rehetra izany tamintsika?’ Dia izao no havalinao azy: ‘Niala tamiko ianareo ary nanompo andriamani-kafa tao amin’ny taninareo. Koa hanompo firenena hafa any an-tanin’olona ianareo.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara