Josoa 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy ny vahoakan’Israely manontolo ve no niharan’ny fahatezeran’Andriamanitra, nefa i Akana+ zanak’i Zera no nivadika taminy ka tsy nankatò ny didy momba ny zavatra voatokana haringana?+ Ary tsy izy irery no maty noho ny fahadisoany.’”+ 1 Tantara 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny zanakalahin’i* Karmy dia i Akara,* ilay nahatonga loza* tamin’ny Israely.+ Nivadika tamin’Andriamanitra mantsy izy, satria tsy nankatò an’ilay didy momba ny zavatra voatokana haringana.+
20 Tsy ny vahoakan’Israely manontolo ve no niharan’ny fahatezeran’Andriamanitra, nefa i Akana+ zanak’i Zera no nivadika taminy ka tsy nankatò ny didy momba ny zavatra voatokana haringana?+ Ary tsy izy irery no maty noho ny fahadisoany.’”+
7 Ny zanakalahin’i* Karmy dia i Akara,* ilay nahatonga loza* tamin’ny Israely.+ Nivadika tamin’Andriamanitra mantsy izy, satria tsy nankatò an’ilay didy momba ny zavatra voatokana haringana.+