-
Genesisy 38:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Avy eo dia nivoaka ilay rahalahiny, ilay nisy kofehy mena midorehitra tamin’ny tanany. Ary natao hoe Zera+ ny anarany.
-
-
1 Tantara 2:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ny zanakalahin’i Zera dia i Zimry, Etana, Hemana, Kalkola, ary Dara. Dimy izy rehetra.
-