Genesisy 38:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Vao nahemotr’ilay zaza anefa ny tanany, dia ny rahalahiny indray no nivoaka. Hoy àry ilay mpampivelona: “Jereo fa nataonao tataka mihitsy ny reninao!” Koa nataony hoe Pereza*+ ny anaran’ilay zaza. Rota 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ireto avy ny taranak’i Pereza:+ I Pereza niteraka an’i Hezrona;+ Matio 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Joda niteraka an’i Pereza sy Zera+ tamin’i Tamara;Pereza niteraka an’i Hezrona;+Hezrona niteraka an’i Rama;+
29 Vao nahemotr’ilay zaza anefa ny tanany, dia ny rahalahiny indray no nivoaka. Hoy àry ilay mpampivelona: “Jereo fa nataonao tataka mihitsy ny reninao!” Koa nataony hoe Pereza*+ ny anaran’ilay zaza.
3 Joda niteraka an’i Pereza sy Zera+ tamin’i Tamara;Pereza niteraka an’i Hezrona;+Hezrona niteraka an’i Rama;+