Ohabolana 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+Fa an’i Jehovah kosa ny fanapahan-kevitra rehetra amin’izany.+ Asan’ny Apostoly 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa hoy i Petera: “Ry Ananiasy, nahoana ianao no nataon’i Satana sahy nandainga+ tamin’ny fanahy masina,+ ka notazoninao mangingina ny ampahany tamin’ny vidin’ilay tany?
33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+Fa an’i Jehovah kosa ny fanapahan-kevitra rehetra amin’izany.+
3 Fa hoy i Petera: “Ry Ananiasy, nahoana ianao no nataon’i Satana sahy nandainga+ tamin’ny fanahy masina,+ ka notazoninao mangingina ny ampahany tamin’ny vidin’ilay tany?